Nosy soa

06/28,2010

50 taona izay

2010-06-28 08:16:33

Faly tokoa aho raha manoratra eto ho an'ny Malagasy rehetra na ny any an-toerana na ny any am-pitandranomasina. Ny fivoharan'ny teknolojia tokoa manko no mampisy ny serasera toy izao.

Miarahaba antsika rehetra tratrin'ny asaramanitra! Enga anie ity faha 50 taona ny fahaleovantenan'ny firenentsika ity hitondra fahombiazana, fihovana, ary koa soa ho an'ny Malagasy tsy ankanavaka.

Malagasy Iray. 

Ankapobeny | Hevitra (15) | Hametraka hevitra